Entry |
manoroka
(oroka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray [1.1]
|
Explanations in English | To kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. [1.2]
|
| To kiss [1.7]
|
Explanations in French | Baiser, embrasser [1.8]
|
Examples | Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manoroka |
Past : |
nanoroka |
Future : |
hanoroka |
Imperative : |
manoroha |
|
Proverbs |
|