Entry (1/2) | 1 manondro lanitra |
Elementary words | 2 manondro, lanitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza zavatra mijoro manandrify ny lanitra; mitraka, mijoro mahitsy [1.1] |
Entry (2/2) | 5 manondrolanitra |
Root | 6 tondro |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Zavamaniry manondro ambony rehefa voakasika, sady mihorongorona [1.1] |
Explanations in French |
9 (de manondro : montrer du doigt, et lanitra : le ciel, lorsqu'on touche cette plante à feuilles Asteraceae, ses folioles se replient les unes sur les autres et la feuille ainsi pliée se dresse). Nom déjà signalé par Malzac. Cassia mimosoides L. (Fabaceae). Sorte de « sensitive ». Herbe commune des lieux frais. [Merina]
[1.196] 10 [Sihanaka] 11 [Tsimihety] 12 [Sakalava] |
Vocabulary |
13 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 15 manondro lanitra, manondrolanitra, manondro lanitra, manondrolanitra |
Updated on 2023/04/16 |