Entry (1/2) | 1 mankatò |
Root | 2 to |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankatò ny hevitrao rehetra aho 5 Manaiky: Nankatò ny fitsipika nataon' ny fokonolona ny Fanjakana [1.1] |
Explanations in French |
6 accepter, tenir pour vrai, agréer, approuver, obéir à, accomplir [1.3] |
Examples |
7 Raha tsy mangalatra ny ankabeazan' olona, noho izy mankatò ny Didy Folo ve sa noho izy matahotra ny higadra? [2.4] 8 Afa-tsy izany, ny miaramila, ny mpiasam-panjakana, mankatò azy daholo na dia be Gasy aza amin' izany rehetra izany. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mankato |
Root | 14 ato |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in French |
16 aller à, conduire à [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 20 mankato, mankatò, montaka, mankato, mankatò, montaka |
Updated on 2023/01/20 |