|
|
|
|

Entry (1/2)1  mankarenina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina
Explanations in French  4  [1.3, 1.5] rendre sourd
Examples  5  [2.499] hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny!
Root  6  renina
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mamparenina

Entry (2/2)11  mankarenina
Part of speech  12  adjective
Explanations in French  13  [1.5] assourdissant
Examples  14  [2.471] Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
Root  15  renina
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :

Updated on 2024/12/10