|
|
|
|

Entry1  mankalalina
Root  2  lalina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony
5  Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  manalalina

Updated on 2023/01/20