|
|
|
|

Entry1  manjelanjelatra
Root  2  jelajelatra
Part of speech  3  active verb
Examples  4  [2.470] hitany ho manjelanjelatra eny koa irony mpitondra fitaovana ngezabe sy fiarakodia toa mariky ny fandrosoana.
5  [2.996] mitranga ny kalesiny eo anatin'ny vy manjelanjelatra, amin'ny andro iomanany hiady, ary ny lefony mandihindihy.

Updated on 2024/12/26