Entry (1/3) | 1 manindry |
Root | 2 tsindry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra 5 Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky 6 Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 11 mañindry |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [Tanala]
[1.78] |
Entry (3/3) | 14 manindry |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [Bara]
[1.196] 17 [Tandroy] |
Vocabulary |
18 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 20 mandriny, manindry, mañindry, mandriny, manindry, mañindry |
Updated on 2023/01/05 |