|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangovitra
Root  2  hovitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika
5  Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby [1.1]
Explanations in English  6  to shiver, to shake [1.7]
Explanations in French  7  avoir des frissons, trembler [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihena velona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona
Proverbs  13  Proverbs containing the word mangovitra

Entry (2/2)14  mangovitra
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  17  Botany
Scientific name 

Anagrams  19  mangovitra, mavingotra, mivongatra

Updated on 2023/01/20