|
|
|
|

Entry1  mangovingovitra
Root  2  hovingovitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina [1.1]
Examples  5  Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. [2.499#]
6  ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Vocabulary  7  Health
Analogs  8  heverina

Updated on 2023/02/09