|
|
|
|

Entry1  mangeoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho
Root  4  heoka
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  mangeokeoka

Anagrams  9  mangeoka, mangoake

Updated on 2025/01/21