Entry | 1 manesotra (esotra) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto 4 Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana 5 Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 manesotra, manoratse |
Updated on 2023/01/20 |