|
|
|
|

Entry1  maneritery
Root  2  teritery
Part of speech  3  active verb
Explanations in French  4  [1.196] masser
Examples  5  [2.59#65] ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny.
6  [2.895#57] Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka.
7  [1.369#] Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11