Entry | 1 manentsin-tadiny |
Elementary words | 2 manentsina, tadiny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy [1.1#615] 5 manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy [1.1#904] |
Explanations in English |
6 to stop one's ears, to refuse to listen [1.7] |
Explanations in French |
7 se boucher les oreilles [1.8] |
Examples |
8 Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996] 9 dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996] |
Updated on 2023/10/02 |