|
|
|
|

Entry1  manentohento
Root  2  hentohento
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay hisentoana, hitarainana
Manao lafo loatra, mivaro-bolony
Explanations in French  5  [1.3] Faire soupirer, faire gémir
surfaire le prix
Examples  6  Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e! [2.528]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/11