Entry |
manendrika
(endrika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany ny zavatra vitany [1.1]
|
Explanations in English | To adorn, to embellish; to be suitable in appearance for a person or condition [1.7]
|
Explanations in French | Embellir; convenir à; être en rapport avec la dignité de [1.8]
|
Examples |
1 | ny lohasaha tsy manana hatsaran-tarehy intsony, fa lasa ny vary nanendrika sy nandravaka azy, ary ny hazo koa niantomboka mena ravina.
[2.324]
|
2 | Manendrika ny vozonao ireo rado.
[2.996]
|
|
Morphology |
Present : |
manendrika |
Past : |
nanendrika |
Future : |
hanendrika |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|