Entry | 1 manelingelina |
Root | 2 helingelina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo 5 Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1] |
Explanations in English |
6 to disturb one by frequent interruptions. [1.2] 7 to distract, to bother [1.7] |
Explanations in French |
8 gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8] |
Examples |
9 Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana. [2.472] 10 manelingelina anao aho? [2.583] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |