|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroatra
Root  2  roatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
5  Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
6  Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy [1.1]
Explanations in English  7  to foam, to boil over [1.7]
Explanations in French  8  déborder en écume [1.8]
Examples  9  mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandroatra

Entry (2/2)18  Mandroatra
Part of speech  19  name (toponym)
Explanations in French  20  petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Vocabulary  21  Geography: rivers, lakes
Tables and plates  22  Full list

Anagrams  23  mandraotra, Mandroatra, mandroatra, mandraotra, Mandroatra, mandroatra

Updated on 2023/01/20