|
|
|
|

Entry1  mandrisaña
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mandripaka, mandamalama, manosihosy: Aza dia mahere mandrisaña fitafiana añareo rakilonga fa vana lavitsa ny taombaovao

Anagrams  4  manasandry, mandrisaña, nandasiram, nandraisam, niandrasam

Updated on 2025/01/21