|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrezatra
Root  2  rezatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1]
Explanations in French  5  roter [1.3#530]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mandrezatra

Entry (2/2)11  mandrezatra
Root  12  rezatra
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1]
Explanations in French  15  clouer avec un gros clou [1.3#530]

Updated on 2023/02/08