|
|
|
|

Entry1  mandreraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra
Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy
Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo
Explanations in English  4  [1.7] to make tired, to exhaust
Explanations in French  5  [1.3] épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager
6  [1.8] épuiser, affaiblir
Examples  7  [2.117] - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany!
8  [2.4] Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka.
Root  9  reraka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  mandrarake, mandreraka

Updated on 2025/01/21