Entry | 1 mandranoka |
Root | 2 ranoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao 5 Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary 6 Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1] |
Explanations in English |
7 to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2] |
Vocabulary |
8 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 12 manandroka, mandranoka, mandronaka, manondraka |
Updated on 2023/01/20 |