|
|
|
|

Entry1  mandositra (lositra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo [1.1]
4  Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina [1.1]
5  Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1]
Explanations in English  6  to run away from; to flee [1.7]
Explanations in French  7  fuir, s'enfuir de [1.8]
Examples  8  mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#]
9  Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#]
10  Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  midify, milefa, mitsoaka, mitsoriaka, miporitsaka, mivoaka, miriotra, mirifatra, manavotra aina, manao tsoa-pe, manao kaovasy, manao rarangy, manao tongotra an-katoka, manao vezamaimbo, riatra mandositra, vaky mandositra, vaky bao, vaky tady, tapa-kofehy, tsy tana, madio ny rano nitany, miridana, milomay, lasa any an-dakira, lasa any banty, lasa any am-parakatsakatsaka, manao tsipy kely, manary basy, manifi-drano, mitakidingina, manary, manjavona
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mandositra

Anagrams  18  mandositra, mandrotsia

Updated on 2023/08/11