|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandinika
Root  2  dinika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [1.1]
Explanations in English  5  to chew the cud [1.2, 1.7]
6  to ruminate [1.2]
Explanations in French  7  ruminer [1.8]
Examples  8  ary io no mandinika ny asa iombonana; [2.113#]
9  Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary. [2.471#]
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)16  mandinika
Root  17  dinika
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
20  Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe [1.1]
Explanations in English  21  to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
22  to investigate, to pry into [1.2]
23  to examine carefully [1.7]
Explanations in French  24  examiner [1.8]
Examples  25  Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [2.470]
Morphology 
26  Present :
27  Past :
28  Future :
29  Imperative :
Analogs  30  mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany

Updated on 2024/01/13