Entry | 1 mandevilevy (levilevy) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary 4 Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko 5 Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra 6 Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [1.1] |
Explanations in English | 7 to threaten, to scold [1.7] |
Explanations in French | 8 gronder, gourmander [1.8] |
Examples |
9 Fa tonga vereza faty, Ka mandevilevy ny àty. [1.437#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 lendemivavy, mandevilevy |
Updated on 2023/01/20 |