|
|
|
|

Entry1  mandetsy
Root  2  letsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana
5  Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
Explanations in English  6  to depress, to press down [1.7]
Explanations in French  7  presser, déprimer [1.8]
Examples  8  mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/20