Entry (1/2) | 1 mandahilahy |
Root | 2 lahilahy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana [1.1] |
Explanations in English |
5 to use the expression lahiLAhy [1.2] |
Examples |
6 Mandritra izany kosa ireo mpitondra lefona sy ampinga dia mihira sy mandahilahy eo amoron-drano ka manao hoe: "Lahy! [2.436#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mandahilahy |
Root | 12 lahilahy |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in English |
14 In the provinces, to circumcise. [Provincial]
[1.2] |
Vocabulary |
15 Health |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |