Entry |
mandahatra
(lahatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [1.1]
|
| Mamorona lahatsoratra [1.13]
|
Explanations in English | To arrange; to set type; to make a speech [1.7]
|
Explanations in French | Bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [1.8]
|
| Ranger, ordonner; rédiger [1.13]
|
Examples |
1 | Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny;
[2.245]
|
2 | Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy.
[2.298]
|
3 | Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha.
[2.606]
|
|
Morphology |
Present : |
mandahatra |
Past : |
nandahatra |
Future : |
handahatra |
Imperative : |
mandahara |
|
Compound words |
|
|