|
|
|
|

Entry1  mañavela
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] mametraka, mamela, tsy raisina intsony: Ronono ka tsy manavela ny tsy hihavana ndre hivadike ho herony (tsy avelan'ny ronono tsy hihavanana dia hiavaka ho herotra aza)
Root  4  vela

Anagrams  5  maƱavela, valamena

Updated on 2025/01/21