Entry | 1 manatsatso |
Root | 2 tsatso |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampihena, mampahalefy tsiro; manampo-drano: Nisy nanatsatso itỳ ro itỳ 5 Mandefy, mahalefy: Vao mainka nanatsàtso ny lahateniny ireo haingonteny be loatra nampiasainy 6 Manakiana, milaza fa ratsy: Be no nanatsatso ny kabary nataony [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |