|
|
|
|

Entry1  manasazy
Root  2  sazy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manome sazy (na vola izany na zavatra mampangirifiry ny vatana, na fitanana am-ponja) [1.1]
Explanations in English  5  to impose a fine on, to punish [1.7]
Explanations in French  6  punir d'une amende, punir [1.8]
Examples  7  na inona na inona no fanahy nataonareo, Ranavalomanjaka tsy manasazy anareo, tsy manangona ny fanana-nareo, fa izay harenareo rehetra ento mody any amin' ny taninareo. [2.366#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2023/01/20