Entry | 1 manaporofo |
Root | 2 porofo |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 manamarina [1.1] |
Explanations in French |
5 justificatif, justificative [1.4.fr#460] |
Examples |
6 Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona! [2.285#] 7 Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/04/01 |