Entry (1/2) | 1 manapika |
Root | 2 pika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro 5 Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1] |
Explanations in English |
6 to shut or fold; to turn off [1.7] |
Explanations in French |
7 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3] 8 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8] |
Examples |
9 hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 mamika |
Entry (2/2) | 15 manapika |
Root | 16 pika |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in English |
18 to remove a calf from its mother [Provincial]
[1.2] |
Vocabulary |
19 Zoology: (in general) |
Morphology |
|
Anagrams | 24 manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka |
Updated on 2022/09/08 |