Entry | 1 manao lambo manoha-dia |
Elementary words | 2 manao, lambo, manohana, dia |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [1.1] |
Updated on 2023/05/21 |