Entry | 1 manandrana |
Root | 2 andrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso 5 Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [1.1] |
Explanations in English |
6 to taste, to try, to prove, to commence. [1.2] |
Explanations in French |
7 essayer, goûter [1.3] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manandrana |
Updated on 2023/10/07 |