Entry | 1 manalemy |
Root | 2 lemy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy 5 Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany [1.1] |
Explanations in English |
6 to soften; to weaken [1.7] |
Explanations in French |
7 ramollir [1.3, 1.8] 8 adoucir, assouplir, calmer, civiliser [1.3] 9 affaiblir [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |