Entry (1/2) | 1 manaika (aika) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto 4 Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) 5 Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1] |
Explanations in English | 6 to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2] |
Examples |
7 manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 manaika (haika) |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy | 14 [1.1]15 mihantsy [Bezanozano] [1.78] |
Explanations in English | 16 same as miHAIka#mg.av.2 [Provincial] [1.2] |
Anagrams | 17 kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, Namakia, namakia- |
Updated on 2023/01/20 |