|
|
|
|

Entry1  manafika
Root  2  tafika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
Explanations in English  5  to invade or attack with a military force [1.7]
Explanations in French  6  faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Examples  7  Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528#]
8  Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437#]
Vocabulary  9  Military
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  fanamika, fanimaka, mainka fa, manafika, mifanaka, mikafana

Updated on 2023/01/20