Entry | 1 mampitia |
Root | 2 tia |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 [2.528] Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory. 5 [1.369] Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ampitaim, mampitia, miampita |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |