Entry | 1 mampisosa |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.5] Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano |
Root | 4 sosa |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |