Entry | 1 mampifanolana |
Root | 2 tolana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 [1.4.fr#310, 1.66.fr#359] entrelacer |
Examples |
5 Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso. [4.27] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |