Entry | 1 mampiakatra |
Root | 2 akatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana? 5 Mahatonga hiakatra [1.1] |
Explanations in English |
6 to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision [1.7] |
Explanations in French |
7 faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure [1.8] |
Examples |
8 Dia hitantsika amin' izany fa ny hery mampiakatra azy dia tsy maintsy be dia be. [1.357#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/04/08 |