|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamotsotra
Root  2  votsotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ?
5  Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy
6  Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao?
7  Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy
8  Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina [1.1]
Explanations in English  9  to set free [1.7]
Explanations in French  10  faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains
11  (figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés [1.3]
12  libérer, lâcher [1.8]
13  effeuiller, comme on le fait pour les rameaux du mûrier [1.196]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Entry (2/2)18  mamotsotra
Root  19  votsotra
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21  afa-jaza [Tambahoaka] [1.78]
22  maty anaka [Bezanozano] [1.78]
23  afa-jaza, tsy mahavanon'anaka [Tanala] [1.78]
24  Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo [1.1]
Explanations in French  25  qui avorte, se dit des animaux [1.3]
Examples  26  Ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra. [2.996#22.021.010]

Updated on 2020/07/31