Entry |
mamotraka
(potraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy [1.1]
|
Explanations in French | Jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes [1.3]
|
Examples |
1 | Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota.
[2.996]
|
2 | Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy.
[2.59]
|
|
Morphology |
Present : |
mamotraka |
Past : |
namotraka |
Future : |
hamotraka |
Imperative : |
mamotraha |
|
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|