Entry (1/4) | 1 mamositra |
Root | 2 fositra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta 5 Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1] |
Explanations in English |
6 to ignite by friction. [1.2] |
Morphology |
|
Entry (2/4) | 11 mamositra |
Root | 12 fositra |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in English |
14 to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [Provincial]
[1.2] |
Entry (3/4) | 15 mamositra |
Root | 16 vositra |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 mamora [Sihanaka]
[1.78] |
Explanations in English |
19 to castrate [1.7] |
Explanations in French |
20 châtrer [1.8] |
Vocabulary |
21 Zoology: veterinary art |
Morphology |
|
Entry (4/4) | 26 mamositra |
Root | 27 vositra |
Part of speech | 28 active verb |
Explanations in Malagasy |
29 Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1] |
Explanations in English |
30 to nip off shoots [1.7] |
Explanations in French |
31 décapiter une plante [1.8] 32 ébourgeonner, tailler en vert [1.196] |
Vocabulary |
33 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Anagrams | 38 mamositra, mamotsira |
Updated on 2020/07/31 |