|
|
|
|

Entry1  mamongatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa
Explanations in French  4  [1.3#184] Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler
Examples  5  [1.437#] Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina.
Root  6  fongatra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Other spellings  11  manamongatra

Anagrams  12  mamangotra, mamongatra

Updated on 2025/01/21