|
|
|
|

Entry1  mamongady
Root  2  vongady
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mividy mitambatra
5  Manavosa, manao antontany [1.1]
Explanations in English  6  to sell at wholesale [1.7]
Explanations in French  7  entasser, acheter en bloc [1.3]
8  vendre en gros [1.8]
Examples  9  Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332#]
Vocabulary  10  Economy: trade
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2023/01/20