Entry | 1 mamololona |
Root | 2 vololona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maniry vololona [1.1] |
Explanations in French |
5 produire des feuilles roulées en spirale [1.3] 6 produire de grands bourgeons roulés en spirale [1.196] |
Examples |
7 Dia nisy mazava miakatra aviaminy toiny setroka mamololona miakatra [2.59#95] 8 izany hoe ilay aina vao mamololona, ilay tsiry saro-bidy nitsimoka tamin' ny ain-dehibe. [2.285#102] |
Vocabulary |
9 Botany: (in general) |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mamololona |
Updated on 2023/01/20 |