Entry | 1 mamilafila |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra |
Explanations in French |
4 [1.3, 1.5] promettre et se dédire 5 [1.3] tenir le bec dans l'eau |
Examples |
6 [2.131] nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? |
Root | 7 filafila |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mampifilafila, mampilafila |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mamilafila |
Anagrams | 13 amilafilam, mamalifaly, mamilafila |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |