|
|
|
|

Entry1  mamiaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taimoro] manamangana, manimba
4  [1.78] [Tanosy] mifiaka (fary)
5  [1.1] Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo
Explanations in English  6  [1.2] same as mipiaka
Root  7  piaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manapiaka, mipiaka

Anagrams  13  amaikam, amakiam, mamaikà, mamaika, mamakia, mamiaka

Updated on 2025/04/19