Entry | 1 mamelovelo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miseho na hita manjavozavo, manelohelo: Misy sary mamelovelo ao an-tsaina raha mamaky io tononkalo io Mahatsiaro mangotsoka any amin' ny aty fanahy any!: Tsy nahateny izy, fa ny any am-pony no tsaroany namelovelo |
Root | 4 velovelo |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |